Acts 27:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy i Paoly tamin’ny kapiteny sy ny miaramila: Raha tsy mijanona eto an-tsambo ireo olona ireo dia tsy ho voavonjy ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy i Paoly tamin’ny kapiteny sy ny miaramila: «Raha tsy mitoetra eto an-tsambo ireo, tsy ho voavonjy ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hoy i Paoly tamin’ilay kapiteny rômanina sy ireo miaramila hoe: –Raha tsy mitoetra eto an-tsambo ireo olona ireo, dia tsy ho voavonjy ianareo.
Malagasy Bible 1865
dia hoy Paoly tamin'ny kapiteny sy ny miaramila: Raha tsy mitoetra eto an-tsambo ireo, dia tsy azo vonjena ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy i Paoly tamin’ny kapiteny sy ny miaramila: Raha tsy mijanona eto an-tsambo ireo olona ireo dia tsy ho voavonjy ianareo.
malagasy
dia hoy Paoly tamin'ny kapiteny sy ny miaramila: Raha tsy mitoetra eto an-tsambo ireo, dia tsy azo vonjena ianareo.