Acts 27:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notapahin’ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin’ny lakana ka navelany ho latsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notapahin’ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin’ny salopy, ka navelany ho latsaka izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia notapahin’ny miaramila ny mahazaka nitana ny salopy ka navelany handeha fotsiny any ilay salopy.
Malagasy Bible 1865
Dia notapahin'ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin'ny salopy, ka navelany ho latsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notapahin’ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin’ny lakana ka navelany ho latsaka.
malagasy
Dia notapahin'ny miaramila ny mahazaka rehetra tamin'ny salopy, ka navelany ho latsaka.