Acts 27:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mananatra anareo aho hihinan-kanina, fa izany no isan’ny hamonjena anareo; tsy hisy ho very akory aminareo rehetra na dia singam-bolo iray aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mamporisika anareo hihinan-kanina aho, fa ilaina hamonjena anareo izany; ary tsy ho very aminareo rehetra, na dia ny singam-bolonareo iray akory aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa miangavy anareo aho hihinan-kanina, fa isan’ny hamonjena anareo izany. Tsy ho very na dia singam-bolo ao an-dohany aza aminareo.
Malagasy Bible 1865
Koa mananatra anareo aho hihinan-kanina, fa izany no isan'ny hamonjena anareo; ary tsy hisy ho very aminareo rehetra na dia singam-bolo iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mananatra anareo aho hihinan-kanina, fa izany no isan’ny hamonjena anareo; tsy hisy ho very akory aminareo rehetra na dia singam-bolo iray aza.
malagasy
Koa mananatra anareo aho hihinan-kanina, fa izany no isan'ny hamonjena anareo; ary tsy hisy ho very aminareo rehetra na dia singam-bolo iray akory aza.