Acts 27:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany izy dia sady nandray mofo no nisaotra an’Andriamanitra teo anatrehan’ny olona rehetra; rehefa novakiny izany dia nanomboka nihinana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony avy nilaza izany izy, dia nandray mofo, ka nisaotra an’Andriamanitra teo anatrehan’izy rehetra; ary novakiny ny mofo dia nihinana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nilaza izany teny izany i Paoly, dia nandray mofo sy nisaotra an’Andriamanitra ary nanapaka ny mofo teo anatrehan’izy rehetra ka nihinana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany izy sady nandray mofo, dia nisaotra an'Andriamanitra teo anatrehan'ny olona rehetra; ary rehefa novakiny, dia nihinana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany izy dia sady nandray mofo no nisaotra an’Andriamanitra teo anatrehan’ny olona rehetra; rehefa novakiny izany dia nanomboka nihinana izy.
malagasy
Ary rehefa nilaza izany izy sady nandray mofo, dia nisaotra an'Andriamanitra teo anatrehan'ny olona rehetra; ary rehefa novakiny, dia nihinana izy.