Acts 27:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izahay rehetra tao anaty sambo dia olona enina amby fitopolo sy roanjato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enina amby fitopolo sy roan-jato no isanay rehetra teo anaty sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niisa 276 izahay rehetra tao an-tsambo.
Malagasy Bible 1865
Ary izahay rehetra teo anaty sambo dia olona enina amby fito-polo amby roan-jato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izahay rehetra tao anaty sambo dia olona enina amby fitopolo sy roanjato.
malagasy
Ary izahay rehetra teo anaty sambo dia olona enina amby fito-polo amby roan-jato.