Acts 27:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa voky izy ireo dia nanariany ho any anaty ranomasina ny vary mba hanamaivanana ny sambo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa voky izy ireo, dia nanariany tany anaty ranomasina ny varimbazaha, mba hanamaivana ny sambo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony samy voky izy rehetra, dia navarina tany an-dranomasina avokoa ny vary mba hahamaivana ny sambo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voky izy, dia nanariany ho any anaty ranomasina ny hanina mba hanamaivana ny sambo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa voky izy ireo dia nanariany ho any anaty ranomasina ny vary mba hanamaivanana ny sambo.
malagasy
Ary rehefa voky izy, dia nanariany ho any anaty ranomasina ny hanina mba hanamaivana ny sambo. [Na: ny vary tritika]