Acts 27:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nazava ny andro dia tsy nahalala ny tany izy fa helodrano iray tsara morona no hitany, koa teo no nokasainy hampiantsonana ny sambo, raha azony atao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nazava ny andro, dia tsy fantatr’izy ireo ny tany teo; fa helo-drano anankiray tsara morona izay no hitany, dia teo no nokasainy hampiantsonana ny sambo raha azony atao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nony nazava ratsy ny andro, dia tsy fantatry ny matilò izay tany teo; fa helodrano iray misy torapasika no hitany ka dia nokasainy hampiantsonina teo ny sambo raha azo atao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nazava ny andro, dia tsy nahalala ny tany izy, fa nahita helodrano anankiray tsara morona, ka teo no nokasainy hampidonana ny sambo, raha azony atao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nazava ny andro dia tsy nahalala ny tany izy fa helodrano iray tsara morona no hitany, koa teo no nokasainy hampiantsonana ny sambo, raha azony atao.
malagasy
Ary rehefa nazava ny andro, dia tsy nahalala ny tany izy, fa nahita helodrano anankiray tsara morona, ka teo no nokasainy hampidonana ny sambo, raha azony atao.