Acts 27:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala teo izahay dia nanara-morona an’i Sipra nihazo ny ilany takon-drivotra satria nanohitra ny rivotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala teo izahay, dia nanara-morona an’i Sipra, fa nanoha ny rivotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia lasa indray izahay ka nanara-morona ny nosy Sipra, tamin’ny ilany atsimo izay takon-drivotra, satria nanoha rivotra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala teo izahay, dia nanara-morona an'i Kyprosy nihazo ny ilany takon-drivotra, satria nanohitra ny rivotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala teo izahay dia nanara-morona an’i Sipra nihazo ny ilany takon-drivotra satria nanohitra ny rivotra.
malagasy
Ary nony niala teo izahay, dia nanara-morona an'i Kyprosy nihazo ny ilany takon-drivotra, satria nanohitra ny rivotra.