Acts 27:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nikasa hamono ny gadra ny miaramila, sao hisy amin’izy ireo ny handositra raha milomano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niray tetika hamono ny mpifatotra ny miaramila, fandrao misy mitsoaka milomano izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saika hamono ny mpifatotra ireto miaramila fandrao hisy handositra hilomano.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila nanao tetika hamono ny mpifatotra, fandrao hisy hilomano ireo ka ho afaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nikasa hamono ny gadra ny miaramila, sao hisy amin’izy ireo ny handositra raha milomano.
malagasy
Ary ny miaramila nanao tetika hamono ny mpifatotra, fandrao hisy hilomano ireo ka ho afaka.