Acts 27:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny sisa dia samy hanao izay hahafaka azy, na amin’ny hazo fisaka, na amin’ny zavatra avy amin’ny sambo. Dia tonga soa amantsara teny an-tanety izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny sisa kosa nasainy nitaingina hazo fisaka na zavatra hafa tao an-tsambo. Dia tonga soa aman-tsara teny an-tanety avokoa ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanaraka ny sisa, samy nanao izay hahafaka azy na amina hazo fisaka na amin-javatra hafa teo amin’ny sambo. Ka dia toy izany no nahatafita ny olona rehetra soa aman-tsara teny an-tanety.
Malagasy Bible 1865
ary ny sisa dia samy hanao izay hahafaka azy, na amin'ny hazo fisaka, na amin'ny zavatra avy amin'ny sambo. Dia tonga soa aman-tsara teny an-tanety avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny sisa dia samy hanao izay hahafaka azy, na amin’ny hazo fisaka, na amin’ny zavatra avy amin’ny sambo. Dia tonga soa amantsara teny an-tanety izy rehetra.
malagasy
ary ny sisa dia samy hanao izay hahafaka azy, na amin'ny hazo fisaka, na amin'ny zavatra avy amin'ny sambo. Dia tonga soa aman-tsara teny an-tanety avokoa izy rehetra.