Acts 27:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namakivaky ny morontsiraka any Kilikia sy Pamfilia izahay, dia tonga tany Mira any Likia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa namaky ny ranomasin’i Silisia sy i Panfilia izahay, dia tonga tany Mira any Lisia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namakivaky ny ranomasina tsy lavitra an’i Silisia sy i Pamfilia izahay ka tonga tao Mira any Lisia.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa namaky ny ranomasina tany Kilikia sy Pamfilia izahay, dia tonga tany Myra any Lykia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namakivaky ny morontsiraka any Kilikia sy Pamfilia izahay, dia tonga tany Mira any Likia.
malagasy
Ary rehefa namaky ny ranomasina tany Kilikia sy Pamfilia izahay, dia tonga tany Myra any Lykia.