Acts 27:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao no nahitan’ny kapiteny sambo iray avy any Aleksandria hankany Italia, dia nasainy niondrana teo aminy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo no nahitan’ny kapiteny sambon’i Aleksandria anankiray hankany Italia, ka dia nafindrany tao izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao dia nahita sambo avy any Aleksandria hankany Italia ny kapiteny, ka nafindrany niondrana tamin’io izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary tao no nahitan'ny kapiteny sambon'Aleksandria hankany Italia, dia nasainy niondrana teo aminy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao no nahitan’ny kapiteny sambo iray avy any Aleksandria hankany Italia, dia nasainy niondrana teo aminy izahay.
malagasy
Ary tao no nahitan'ny kapiteny sambon'Aleksandria hankany Italia, dia nasainy niondrana teo aminy izahay.