Acts 27:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
rehefa sahirana nanara-morona izahay dia tonga teo amin’ny toerana iray atao hoe Tsarafitodiantsambo, akaikin’ny tanànan’i Lasea.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony efa nisahirana nanara-morona izahay, dia tonga tamin’ny fitoerana anankiray atao hoe Tsarafitodiana, takaikin’ny tanàna Talasà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihisatra tokoa ny dia nefa tonga ihany tamin’ny toerana anankiray atao hoe Antseranantsoa, akaikin’ny tanànan’i Lasea.
Malagasy Bible 1865
ary nony sahirana nanara-morona izahay, dia tonga teo amin'ny tany anankiray atao hoe Tsara-fitodian-tsambo; akaikin'izany ny tanàna Lasea.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
rehefa sahirana nanara-morona izahay dia tonga teo amin’ny toerana iray atao hoe Tsarafitodiantsambo, akaikin’ny tanànan’i Lasea.
malagasy
ary nony sahirana nanara-morona izahay, dia tonga teo amin'ny tany anankiray atao hoe Tsara-fitodian-tsambo; akaikin'izany ny tanàna Lasea.