Acts 28:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa tonga soa amantsara izahay vao nahalala fa i Malta no anaran’ilay nosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa voavonjy izahay vao nahalala fa Malta no anaran’ny nosy. Be tokoa ny soa nataon’ny tompon-tany taminay:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voavonjy teo àry izahay vao nahalala fa hay i Malta no iantsoana ilay nosy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa voavonjy izahay, vao fantatray fa Melita no anaran'ilay nosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa tonga soa amantsara izahay vao nahalala fa i Malta no anaran’ilay nosy.
malagasy
Ary rehefa voavonjy izahay, vao fantatray fa Melita no anaran'ilay nosy.