Acts 28:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary voninahitra be no nomen’ny olona anay ka rehefa handeha izahay dia novatsiany tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hiala tao izahay, dia nomen’ny olona voninahitra lehibe, sy novatsiany izay rehetra ilainay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tambo ny fanomezana natolotry ny tompontany ho anay; ary nony niondrana indray izahay, dia novatsîny izay zavatra ilainay.
Malagasy Bible 1865
Ary voninahitra be no nomen'ny olona anay; ary rehefa handeha izahay, dia novatsiany tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary voninahitra be no nomen’ny olona anay ka rehefa handeha izahay dia novatsiany tsara.
malagasy
Ary voninahitra be no nomen'ny olona anay; ary rehefa handeha izahay, dia novatsiany tsara.