Acts 28:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahare ny dianay ireo rahalahy tany dia tonga nitsena anay hatrany amin’ny Tsenan’i Apio sy ny Tranom-bahiny Telo. Raha nahita azy ireo i Paoly dia nisaotra an’Andriamanitra sady nahazo hery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre anay tonga ny tao an-tanàna, dia tamy nitsena anay hatrany an-tsenan’i Apiosa sy Tranombahinitelo. Nony nahita azy ireo i Paoly dia nisaotra an’Andriamanitra sady nahazo toky erỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nahazo vaovao momba anay ny havana iray finoana tao Rôma, ka tamy nitsena anay hatreny an-Tsenan’i Apio sy hatreny Antranotelombahiny. Nony nahita azy rehetra i Paoly, dia velom-pisaorana an’Andriamanitra sady nahazo toky.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahare ny dianay ny rahalahy tany, dia tonga izy nitsena anay hatrany amin'ny Tsenan'Apio sy ny Tranombahiny Telo; raha nahita azy Paoly, dia nisaotra an'Andriamanitra izy ka nahazo toky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahare ny dianay ireo rahalahy tany dia tonga nitsena anay hatrany amin’ny Tsenan’i Apio sy ny Tranom-bahiny Telo. Raha nahita azy ireo i Paoly dia nisaotra an’Andriamanitra sady nahazo hery.
malagasy
Ary nony nahare ny dianay ny rahalahy tany, dia tonga izy nitsena anay hatrany amin'ny Tsenan'Apio sy ny Tranombahiny Telo; raha nahita azy Paoly, dia nisaotra an'Andriamanitra izy ka nahazo toky.