Acts 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany Roma izahay dia navela hitoetra mitokana teo amin’ny miaramila iray izay niambina azy i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga tany Rôma izahay, dia nahazo nitoetra nitokana i Paoly, fa miaramila iray no niambina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tao Rôma izahay, dia nahazo lalana hitoetra mitokana i Paoly, saingy miaraka amina miaramila anankiray miambina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga tany Roma izahay, Paoly dia navelany hitoetra mitokana teo amin'ny miaramila anankiray izay niambina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany Roma izahay dia navela hitoetra mitokana teo amin’ny miaramila iray izay niambina azy i Paoly.
malagasy
[Ny toetr'i Paoly tany Roma, sy izay nataony tany] Ary rehefa tonga tany Roma izahay, Paoly dia navelany hitoetra mitokana teo amin'ny miaramila anankiray izay niambina azy. [ Ampio hoe: ny mpifatotra dia natolotry ny kapiteny ho amin'ny lehiben'ny mpiambina; fa]