Acts 28:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naneho fitiavana manokana taminay ny tompon-tany; namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra satria nilatsaka ny ranonorana tamin’izay sady nangatsiaka ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noraisiny tsara avokoa izahay rehetra; namelona afo hamindroanay izy, fa sady avy ny orana no nangatsiaka ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Be ny soa nataon’ny tompontany anay: noraisiny tsara izahay rehetra, ka namelomany afo nidonaka be hamindroanay, satria nilatsaka ny ranonorana ary namirifiry ny hatsiaka.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy kely ny soa nasehon'ny tompon-tany taminay; fa namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra, satria nilatsaka tamin'izay ny ranonorana, sady nangatsiaka ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naneho fitiavana manokana taminay ny tompon-tany; namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra satria nilatsaka ny ranonorana tamin’izay sady nangatsiaka ny andro.
malagasy
Ary tsy kely ny soa nasehon'ny tompon-tany taminay; fa namelona afo izy ka nandray tsara anay rehetra, satria nilatsaka tamin'izay ny ranonorana, sady nangatsiaka ny andro.