Acts 28:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany no nampiantsoako anareo, hahitako anareo sy hiresahako aminareo; fa noho ny fanantenan’Israely no ifatorako amin’ity gadra ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no niangaviako ny mba hifankahita sy hidinika aminareo; fa noho ny fanantenan’i Israely ity, no ifatorako amin’izao rojo vy izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany àry no nangatahako hahita anareo sy hiresaka aminareo, satria mifatotra amin’ity gadra ity aho noho ny amin’Ilay antenain’ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary izany zavatra izany no nampanalako anareo, hahitako anareo sy hiresahako aminareo; fa noho ny fanantenan'ny Isiraely no ifatorako amin'ity gadra ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany no nampiantsoako anareo, hahitako anareo sy hiresahako aminareo; fa noho ny fanantenan’Israely no ifatorako amin’ity gadra ity.
malagasy
Ary izany zavatra izany no nampanalako anareo, hahitako anareo sy hiresahako aminareo; fa noho ny fanantenan'ny Isiraely no ifatorako amin'ity gadra ity.