Acts 28:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa mba tianay ho re avy aminao izay hevitrao satria fantatray fa toherin’ny olona hatraiza hatraiza io antoko io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izao ihany no fantatray: toherina hatraiza hatraiza izany antokom-pivavahana izany; koa maniry handre izay hevitrao izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa sitrakay ny handre izay fiheveranao, satria fantatray fa toherin’ny olona hatraiza hatraiza izany antokom-pivavahana misy anao izany.
Malagasy Bible 1865
fa tianay ho re aminao izay hevitrao; fa ny amin'izany antoko izany dia fantatray fa efa ratsy laza eny tontolo eny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa mba tianay ho re avy aminao izay hevitrao satria fantatray fa toherin’ny olona hatraiza hatraiza io antoko io.
malagasy
fa tianay ho re aminao izay hevitrao; fa ny amin'izany antoko izany dia fantatray fa efa ratsy laza eny tontolo eny izy.