Acts 28:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tsy niray saina ireo ka niala dia izao teny indraimbava izao no nolazain’i Paoly: Marina izay nampilazain’ny Fanahy Masina an’Isaia mpaminany tamin’ny razanareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izy ireo tsy niray saina ka ndeha hiala, dia izao ihany no nanampin’i Paoly: «Marina tokoa lahy ny tenin’ny Fanahy Masina, nampilazainy an’i Izaia mpaminany tamin’ny razanareo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nifanara-tsaina ry zareo ka dia nirava taorian’ny teny indraim-bava nataon’i Paoly hoe: –Rariny izay nampilazain’ny Fanahy Masina an’i Isaià mpaminany tamin’ny razanareo
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy niray saina ireo dia niala, rehefa nanao teny indraim-bava Paoly hoe: Marina izay nampilazain'ny Fanahy Masina an'Isaia mpaminany tamin'ny razanareo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tsy niray saina ireo ka niala dia izao teny indraimbava izao no nolazain’i Paoly: Marina izay nampilazain’ny Fanahy Masina an’Isaia mpaminany tamin’ny razanareo
malagasy
Ary raha tsy niray saina ireo dia niala, rehefa nanao teny indraim-bava Paoly hoe: Marina izay nampilazain'ny Fanahy Masina an'Isaia mpaminany tamin'ny razanareo