Acts 28:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoe: «Mandehana any amin’ity firenena ity ianao ka lazao hoe: Hahare mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahalala; ary hijery mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahita;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Mankanesa amin’io firenena io ianao, ka lazao amin’izy ireo hoe: Handre amin’ny sofinareo ianareo, fa tsy hahalala; ary hijery amin’ny masonareo, fa tsy hahita
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoe: «Mandehana ka izao lazaina amin’ity vahoaka ity: Hihaino dia hihaino ianareo fa tsy hahafantatra ary hijery dia hijery fa tsy hahita,
Malagasy Bible 1865
manao hoe: Mandehana any amin'ity firenena ity ianao, ka lazao hoe: Mba hahare mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahalala; Ary mba hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoe: «Mandehana any amin’ity firenena ity ianao ka lazao hoe: Hahare mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahalala; ary hijery mandrakariva ihany ianareo nefa tsy hahita;
malagasy
manao hoe: Mandehana any amin'ity firenena ity ianao, ka lazao hoe: Mba hahare mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahalala; Ary mba hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita;