Acts 28:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niteny izany izy dia lasa ireo Jiosy sady niady hevitra fatratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony voalazany izany, dia lasa ny Jody, sady rafitra ady hevitra mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony voalazan’i Paoly izany teny izany, dia lasa ny Jiosy ka niady hevitra fatratra.]
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly nitoetra roa taona ngarangidina tao an-trano nohofany ka nandray tsara izay rehetra nankeo aminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niteny izany izy dia lasa ireo Jiosy sady niady hevitra fatratra.
malagasy
[ Ampio hoe: [29 Ary rehefa nilaza izany izy, dia lasa ny Jiosy ka niady hevitra fatratra]