Acts 28:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namory kitay hazo iray trotroana i Paoly ka nanohoka izany teo amin’ny afo; ary nisy menarana nivoaka avy tamin’ny afo ka niraikitra tamin’ny tanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mba nanangona kitay hazo iray trotroana koa i Paoly; kanjo nony nanohoka izany teo amin’ny afo, dia indrỳ nisy menarana anankiray voasinton’ny hafanana, ka niantsampy tamin’ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatsimpon-kitay iray trotroana i Paoly ary natohony teo amin’ny afo; kanjo nisy menarana nivoaka tampoka avy ao, azon’ny hafanana, ka niantsampy niraikitra tamin’ny tanany.
Malagasy Bible 1865
Dia namory kitay hazo iray trotroana Paoly ka nanohoka izany teo amin'ny afo; ary nisy menarana nivoaka avy tamin'ny afo ka niraikitra tamin'ny tànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namory kitay hazo iray trotroana i Paoly ka nanohoka izany teo amin’ny afo; ary nisy menarana nivoaka avy tamin’ny afo ka niraikitra tamin’ny tanany.
malagasy
Dia namory kitay hazo iray trotroana Paoly ka nanohoka izany teo amin'ny afo; ary nisy menarana nivoaka avy tamin'ny afo ka niraikitra tamin'ny tànany.