Acts 28:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nipetraka roa taona ngarangidina tao amin’ny trano nohofany i Paoly ka nandray tsara izay rehetra tonga teo aminy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitoetra roa taona nipaka tao amin’ny trano anankiray nohofany i Paoly; ary nandray tsara an’izay rehetra nankao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoetra roa taona ngarangidina tao an-trano nohofàny i Paoly, ka nandray izay rehetra tonga hihaona aminy.
Malagasy Bible 1865
dia nitory ny fanjakan'Andriamanitra ka nampianatra ny amin'i Jesosy Kristy Tompo tamin'ny fahasahiana be, ary tsy nisy fisakanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nipetraka roa taona ngarangidina tao amin’ny trano nohofany i Paoly ka nandray tsara izay rehetra tonga teo aminy;
malagasy
Ary Paoly nitoetra roa taona ngarangidina tao an-trano nohofany ka nandray tsara izay rehetra nankeo aminy,dia nitory ny fanjakan'Andriamanitra ka nampianatra ny amin'i Jesosy Kristy Tompo tamin'ny fahasahiana be, ary tsy nisy fisakanana.