Acts 28:31 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nitory ny fanjakan’Andriamanitra izy ka nampianatra ny amin’i Jesosy Kristy Tompo tamin’ny fahasahiana be ary tsy nisy fisakanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitory ny fanjakan’Andriamanitra sy nampianatra ny amin’i Jesoa Kristy Tompo tamin-kasahiana lehibe izy, sady tsy nisy nisakana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitory ny Fanjakàn’Andriamanitra izy ary nampianatra momba an’i Jesoa Kristy Tompo tamim-pahasahiana tokoa sady tsy nisy fisakantsakanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nitory ny fanjakan’Andriamanitra izy ka nampianatra ny amin’i Jesosy Kristy* Tompo tamin’ny fahasahiana be ary tsy nisy fisakanana.
malagasy
dia nitory ny fanjakan'Andriamanitra ka nampianatra ny amin'i Jesosy Kristy Tompo tamin'ny fahasahiana be, ary tsy nisy fisakanana.