Acts 28:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nakifik’i Paoly ho eo amin’ny afo ilay biby ka tsy naninona izy na dia kely akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nakifik’i Paoly tamin’ny afo anefa ilay biby, sady tsy nampaninona azy kely akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nakifik’i Paoly tao amin’ny afo ilay biby, ary ny tenan’i Paoly dia tsy naninona tsy naninona.
Malagasy Bible 1865
Fa nakifiny ho eo amin'ny afo ilay biby, ka tsy nisy naninona izy na dia kely akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nakifik’i Paoly ho eo amin’ny afo ilay biby ka tsy naninona izy na dia kely akory aza.
malagasy
Fa nakifiny ho eo amin'ny afo ilay biby, ka tsy nisy naninona izy na dia kely akory aza.