Acts 28:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo akaiky teo dia nisy sahan’i Poplio, tomponandraikitra voalohany teo amin’ny nosy, izay nandray anay sady nampiantrano anay tsara nandritra ny telo andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao akaikinay, dia nisy sahan’i Pobliosy mpanapaka ny nosy, izay nandray sy nampiantrano anay tsara hateloana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo akaikin’ilay toerana, dia nisy sahan’ilay natao hoe Pòbly, lehiben’io nosy io. Nandray anay tamim-pitiavana tokoa izy ka nampiantrano anay mandritra ny telo andro.
Malagasy Bible 1865
Ary teo akaikin'io dia nisy sahan'i Popilo, mpanapaka ny nosy, izay nandray anay ka nampiantrano anay tsara hateloana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo akaiky teo dia nisy sahan’i Poplio, tomponandraikitra voalohany teo amin’ny nosy, izay nandray anay sady nampiantrano anay tsara nandritra ny telo andro.
malagasy
Ary teo akaikin'io dia nisy sahan'i Popilo, mpanapaka ny nosy, izay nandray anay ka nampiantrano anay tsara hateloana.