Acts 28:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nararin’ny tazo sady nivalan-dra ny rain’i Poplio; niditra tao aminy i Paoly dia nivavaka sady nametra-tanana taminy ka nahasitrana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasian’ny tazo sy ny fivalanan-dra ny rain’i Pobliosy, ka nihonaka teo am-pandriana. Lasa namangy azy tao i Paoly, dia nanao fivavahana sy nametra-tanana taminy ka nahasitrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandamaka teo am-pandriana ny rain’i Pòbly fa sady voan’ny tazo no nivalan-dra. Nitsidika azy i Paoly, dia nivavaka sy nametra-tanana taminy, ka nahasitrana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nararin'ny tazo sady nivalan-drà ny rain'i Popilo; ary Paoly niditra teo aminy ka nivavaka sady nametra-tanana taminy, dia nahasitrana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nararin’ny tazo sady nivalan-dra ny rain’i Poplio; niditra tao aminy i Paoly dia nivavaka sady nametra-tanana taminy ka nahasitrana azy.
malagasy
Ary nararin'ny tazo sady nivalan-drà ny rain'i Popilo; ary Paoly niditra teo aminy ka nivavaka sady nametra-tanana taminy, dia nahasitrana azy.