Acts 28:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa vita izay dia tonga koa ny sasany izay narary teo amin’ny nosy dia sitrana koa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandre izany ny marary rehetra tao amin’ny nosy, dia mba nanatona koa, ka sitrana avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony vita izany, dia nanatona koa ny marary sasany teo amin’ny nosy ka sitrana.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vita izany, dia tonga koa ny sasany izay narary teo amin'ny nosy, ka dia sitrana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa vita izay dia tonga koa ny sasany izay narary teo amin’ny nosy dia sitrana koa ireo.
malagasy
Ary rehefa vita izany, dia tonga koa ny sasany izay narary teo amin'ny nosy, ka dia sitrana.