Acts 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niakatra ho eo amin’ny tempoly i Petera sy i Jaona tamin’ny fotoam-pivavahana tamin’ny ora fahasivy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Piera sy i Joany nankao an-Tempoly tamin’ny fotoam-pivavahana amin’ny ora fahasivy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny telo tolakandro, fotoana fivavahana, dia niakatra ho any an- kianjan’ny tempoly i Petera sy i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Ary Petera sy Jaona niakatra ho eo an-kianjan'ny tempoly tamin'ny ora fahasivy fotoam-pivavahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niakatra ho eo amin’ny tempoly* i Petera sy i Jaona tamin’ny fotoam-pivavahana tamin’ny ora fahasivy.
malagasy
[Ny nahasitranan'i Petera ilay lehilahy nalemy tongotra, sy ny tori-teny nataony tamin'ny olona] Ary Petera sy Jaona niakatra ho eo an-kianjan'ny tempoly tamin'ny ora fahasivy fotoam-pivavahana.