Acts 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin’ny vavahady Itsaraendrika, eo amin’ny tempoly, mba hiantrana; dia gaga sady talanjona izy ireo noho ity zava-nitranga tamin-dRalehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady fantany tsara fa izy io indrindra no ilay nipetraka teo am-baravaran’ny Tempoly atao hoe Tsaraendrika mba hangataka fiantrana, ka gaga sy talanjona izy ireo noho ny zavatra nitranga tamin-dralehilahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nony nahafantatra fa io indrindra ilay nipetraka nangataka teo amin’ny vavahady Itsaraendrika, dia tolagaga sy talanjona noho ny zava-nitranga tamin-dralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin'ny vavahady Itsaraendrika eo amin'ny tempoly mba hiantrana; dia gaga sady talanjona ny olona noho izay tonga tamin-dralehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin’ny vavahady Itsaraendrika, eo amin’ny tempoly, mba hiantrana; dia gaga sady talanjona izy ireo noho ity zava-nitranga tamin-dRalehilahy.
malagasy
Ary fantany tsara fa io no ilay nipetraka teo amin'ny vavahady Itsaraendrika eo amin'ny tempoly mba hiantrana; dia gaga sady talanjona ny olona noho izay tonga tamin-dralehilahy.