Acts 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola tsy niala teo amin’i Petera sy i Jaona izy dia niara-nirohotra ho eo amin’izy telo lahy teo amin’ny fialofana izay antsoina hoe Fialofan’i Solomona ny olona rehetra, sady talanjona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho izy io tsy niala teo amin’i Piera sy i Joany, dia nidodododo ny vahoaka nankeo amin’izy ireo teo amin’ny lavarangan’i Salômôna ka talanjona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisaraka tamin’i Petera sy i Jôhany ralehilahy, koa sady tolagaga ny vahoaka rehetra no nirohotra nanatona azy telo lahy teo amin’ny lala-mitafo atao hoe «lala-mitafon’i Salômôna ».
Malagasy Bible 1865
Ary raha nihazona an'i Petera sy Jaona izy, dia niara-nirohitra ny olona rehetra ho eo amin'izy telo lahy teo amin'ny fialofana izay atao hoe Fialofan'i Solomona, ka talanjona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola tsy niala teo amin’i Petera sy i Jaona izy dia niara-nirohotra ho eo amin’izy telo lahy teo amin’ny fialofana izay antsoina hoe Fialofan’i Solomona ny olona rehetra, sady talanjona.
malagasy
Ary raha nihazona an'i Petera sy Jaona izy, dia niara-nirohitra ny olona rehetra ho eo amin'izy telo lahy teo amin'ny fialofana izay atao hoe Fialofan'i Solomona, ka talanjona.