Acts 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitr’i Abrahama, Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’i Jesosy Mpanompony, izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan’i Pilato, rehefa nokasainy halefa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Andriamanitr’i Abrahama sy i Isaaka ary i Jakôba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’i Jesoa Zanany, izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan’i Pilaty, na dia nataony halefa aza Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Andriamanitr’i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’i Jesoa ilay Mpanompony. Natolotrareo tamin’ny manampahefana i Jesoa ary nolavinareo teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra handefa Azy;
Malagasy Bible 1865
Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an'i Jesosy Mpanompony, Izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan'i Pilato, rehefa nokasainy halefa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitr’i Abrahama, Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an’i Jesosy Mpanompony, izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan’i Pilato, rehefa nokasainy halefa.
malagasy
Andriamanitr'i Abrahama sy Isaka ary Jakoba, Andriamanitry ny razantsika, no nanome voninahitra an'i Jesosy Mpanompony, Izay natolotrareo sy nolavinareo teo anatrehan'i Pilato, rehefa nokasainy halefa. [ Na: Zanany]