Acts 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo kosa dia nandà Ilay Masina sy Marina ka mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Masina sy ny Marina nolavinareo, fa ny lehilahy mpamono olona no nangatahanareo famelana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ilay Masina sy Marina dia nolavinareo, ary lehilahy mpamono olona no nitakianareo famotsoran-keloka;
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo nandà Ilay Masina sy Marina, ary mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo kosa dia nandà Ilay Masina sy Marina ka mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;
malagasy
Fa ianareo nandà Ilay Masina sy Marina, ary mpamono olona no nangatahinareo halefa ho anareo;