Acts 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny Tompon’ny aina kosa novonoinareo; nefa Izy dia natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo namono ny Tompon’ny aina; fa Andriamanitra kosa nanangana Azy ho velona, ary izahay ireto no vavolombelon’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ilay Mpitari-dalana ho amin’ny fiainana dia novonoinareo, nefa natsangan’Andriamanitra ho velona avy any amin’ny maty; ary vavolombelona manambara izany izahay.
Malagasy Bible 1865
fa ny Tompon'ny aina kosa no novonoinareo; fa Izy natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty, ary vavolombelon'izany izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny Tompon’ny aina kosa novonoinareo; nefa Izy dia natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.
malagasy
fa ny Tompon'ny aina kosa no novonoinareo; fa Izy natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty, ary vavolombelon'izany izahay.