Acts 3:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny finoana ny anarany no nampahatanjaka io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io, noho ny anarany; eny, ny finoana izay azo amin’ny alalany no nahazoany izao fahasitranana feno izao teto imasonareo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny finoana ny Anarany no nampahatanjahan’ny Anarany an’io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io; eny, ny finoana avy aminy no nanome azy izao fahasitranana tsara teo imasonareo rehetra izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nino ny anaran’i Jesoa ralehilahy izay hitanareo sy fantatrareo io, ka ny herin’ny anaran’i Jesoa no nampanjaka azy; ny finoana avy amin’i Jesoa no nahatomady azy tanteraka indray araka izao atrehinareo rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anarany no nampahatanjaka io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io noho ny finoana ny anarany; eny, ny finoana izay azo amin'ny alalany no nahazoany izao fahasitranana tsara eto imasonareo rehetra izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny finoana ny anarany no nampahatanjaka io lehilahy hitanareo sy fantatrareo io, noho ny anarany; eny, ny finoana izay azo amin’ny alalany no nahazoany izao fahasitranana feno izao teto imasonareo rehetra.
malagasy