Acts 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny ary, ry rahalahy, fantatro fa tamin’ny tsy fahalalana no nanaovanareo izany, ary toy izany koa ny mpanapaka anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, ry hava-malala, fantatro tsara fa ny tsy fahalalana no nanaovanareo izany, toy izany koa ireo mpifehy anareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro kosa, ry havako, fa tsy fahalalana no nahatonga anareo hanao izay nataonareo tamin’i Jesoa ary toraka izany koa ny manampahefana teo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny, ry rahalahy, fantatro fa tamin'ny tsi-fahalalana no nanaovanareo izany, tahaka ny mpanapaka anareo koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny ary, ry rahalahy, fantatro fa tamin’ny tsy fahalalana no nanaovanareo izany, ary toy izany koa ny mpanapaka anareo.
malagasy
Ary ankehitriny, ry rahalahy, fantatro fa tamin'ny tsi-fahalalana no nanaovanareo izany, tahaka ny mpanapaka anareo koa.