Acts 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa izany no nahatanterahan’Andriamanitra ny zavatra nampilazainy mialoha tamin’ny vavan’ny mpaminany rehetra, fa hiaritra fahoriana ny Kristiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa notanterahin’Andriamanitra tamin’izany kosa izay voalazany rahateo tamin’ny vavan’ny mpaminany rehetra fa hijaly i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notanterahin’Andriamanitra tamin’izany anefa izay voalazany tamin’ny alalan’ny mpaminany rehetra fahiny hoe: tsy maintsy hijaly ilay Mesiany.
Malagasy Bible 1865
Fa izany no nahatanterahan'Andriamanitra ny zavatra nampilazainy ny mpaminany rehetra rahateo, fa hiaretan'ny Kristiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa izany no nahatanterahan’Andriamanitra ny zavatra nampilazainy mialoha tamin’ny vavan’ny mpaminany rehetra, fa hiaritra fahoriana ny Kristiny.
malagasy
Fa izany no nahatanterahan'Andriamanitra ny zavatra nampilazainy ny mpaminany rehetra rahateo, fa hiaretan'ny Kristiny.