Acts 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka ho tonga ny fotoana famelombelomana anareo amin’ny fanatrehan’ny Tompo sy hanirahany ny Kristy voatendry ho anareo, dia Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ho tonga ny andro mahavelombelona avy amin’ny Tompo, sy hanirahany an’Ilay voatendry ho anareo, dia i Jesoa Kristy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ho tonga aminareo ny vaninandro famelombelomana avy amin’ny Tompo ary hirahiny ho anareo ilay Mesia efa voatendriny, dia i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
ary mba hanirahany ny Kristy voatendry ho anareo, dia Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka ho tonga ny fotoana famelombelomana anareo amin’ny fanatrehan’ny Tompo sy hanirahany ny Kristy* voatendry ho anareo, dia Jesosy,
malagasy
ary mba hanirahany ny Kristy voatendry ho anareo, dia Jesosy,