Acts 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Mosesy: «Mpaminany no hatsangan’NY TOMPO Andriamanitra ho anareo avy amin’ny rahalahinareo, tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin’izay rehetra holazainy aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Môizy hoe: Ny Tompo Andriamanitrareo hanangana ho anareo Mpaminany tahaka ahy avy amin’ny rahalahinareo; Izy no hohenoinareo amin’izay rehetra holazainy aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Mosesy: «Hisy mpaminany tahaka ahy hajoron’ny Tompo Andriamanitrareo ho anareo, dia mpaminany avy aminareo samy ianareo; aoka hohenoinareo izay rehetra holazainy aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa Mosesy nilaza hoe: Mpaminany no hatsangan'i Jehovah Andriamanitra ho anareo avy amin'ny rahalahinareo, tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin'izay rehetra holazainy aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Mosesy: «Mpaminany no hatsangan’NY TOMPO Andriamanitra ho anareo avy amin’ny rahalahinareo, tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin’izay rehetra holazainy aminareo.
malagasy
Fa Mosesy nilaza hoe: Mpaminany no hatsangan'i Jehovah Andriamanitra ho anareo avy amin'ny rahalahinareo, tahaka ahy; izy no hohenoinareo amin'izay rehetra holazainy aminareo.