Acts 3:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra tsy mihaino izany mpaminany izany dia haringana tsy ho eo amin’ny olona» (Deo 18.15, 19).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay rehetra tsy hihaino izany Mpaminany izany, dia haringana tsy ho eo amin’ny vahoaka intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra tsy hihaino izany mpaminany izany dia haringana tsy ho eo amin’ny vahoakan’Andriamanitra intsony.»
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra tsy hihaino izany mpaminany izany dia haringana tsy ho eo amin'ny olona (Deo. 18. 15, 19).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra tsy mihaino izany mpaminany izany dia haringana tsy ho eo amin’ny olona» (Deo 18.15, 19).
malagasy
Ary izay rehetra tsy hihaino izany mpaminany izany dia haringana tsy ho eo amin'ny olona (Deo. 18. 15, 19).