Acts 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpaminany rehetra koa hatramin’i Samoela sy ireo taorianany, na iza na iza niteny, dia nanambara izao andro izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpaminany rehetra izay niteny hatramin’i Samoely no mankatỳ dia samy nanambara izao andro izao avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpaminany rehetra izay niteny, hatramin’ny andron’i Samoela no mankatỳ, dia samy nitory izao andro izao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpaminany rehetra koa hatramin'i Samoela sy izay nanarakaraka, na iza na iza niteny, dia nanambara izao andro izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpaminany rehetra koa hatramin’i Samoela sy ireo taorianany, na iza na iza niteny, dia nanambara izao andro izao.
malagasy
Ary ny mpaminany rehetra koa hatramin'i Samoela sy izay nanarakaraka, na iza na iza niteny, dia nanambara izao andro izao.