Acts 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijery tsara azy roa lahy izy satria nanantena hahazo zavatra taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataony tsara jery izy ireo, fa nanantena hahazo zavatra taminy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao tsara jery azy roa lahy ity mpangataka satria nanantena handray zavatra avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nibanjina azy roa lahy tsara izy, fa nanantena hahazo zavatra taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijery tsara azy roa lahy izy satria nanantena hahazo zavatra taminy.
malagasy
Dia nibanjina azy roa lahy tsara izy, fa nanantena hahazo zavatra taminy.