Acts 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy i Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangàna ka mandehana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Piera: «Tsy manam-bolafotsy na volamena aho; fa izay ananako no omeko anao: Amin’ny Anaran’i Jesoa Kristy avy any Nazareta, mamindrà.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Petera taminy: –Tsy ananako na ny volafotsy na ny volamena, fa izay ananako no omeko anao: amin’ny anaran’i Jesoa Kristy avy any Nazareta, mitsangàna ka mandehana!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangantsangàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy i Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin’ny anaran’i Jesosy Kristy* avy any Nazareta, mitsangàna ka mandehana.
malagasy
Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangantsangàna.