Acts 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisiny tamin’ny tanany havanana Ralehilahy ka natsangany; ary natanjaka niaraka tamin’izay ny tongony sy ny kitrokeliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady noraisiny tamin’ny tanany ankavanana izy sy natsangany. Natanjaka niaraka tamin’izay ny ranjony sy ny tongony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia noraisin’i Petera ny tanan-kavanan’ilay kilemaina ary nasainy nitsangana izy. Natanjaka niaraka tamin’izay ny tongony sy ny kitrokeliny;
Malagasy Bible 1865
Ary noraisiny tamin'ny tànany ankavanana ralehilahy ka natsangany; dia natanjaka niaraka tamin'izay ny tongony sy ny kitrokeliny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisiny tamin’ny tanany havanana Ralehilahy ka natsangany; ary natanjaka niaraka tamin’izay ny tongony sy ny kitrokeliny.
malagasy
Ary noraisiny tamin'ny tànany ankavanana ralehilahy ka natsangany; dia natanjaka niaraka tamin'izay ny tongony sy ny kitrokeliny.