Acts 4:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy roa lahy dia indreo, tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka i Piera sy i Joany, dia indreo tonga ny mpisorona maro, sy ny lehiben’ny mpiambina ny Tempoly, ary ny Sadoseanina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka teo i Petera sy i Jôhany, dia indreo tonga ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary koa ny Tsadoseanina.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny tamin'ny vahoaka izy, dia, indreo, tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy roa lahy dia indreo, tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly* ary ny Sadoseo*.
malagasy
[Ny namatorana an'i Petera sy Jaona, sy ny nataon'ny Synedriona taminy] Ary raha mbola niteny tamin'ny vahoaka izy, dia, indreo, tonga teo aminy ny mpisorona sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary ny Sadoseo;