Acts 4:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano nefa tonga fehizoro» (Sal 118.22).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iny Jesoa iny no vato narianareo mpanao trano, kanjo tonga vato fehizoro kosa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa no Ilay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Ny vato nolavinareo mpanao trano no nanjary vato fehizoro!»
Malagasy Bible 1865
Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano, nefa tonga fehizoro (Sal. 118. 22).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano nefa tonga fehizoro» (Sal 118.22).
malagasy
Ity no vato izay nolavinareo mpanao trano, nefa tonga fehizoro (Sal. 118. 22).