Acts 4:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nijery ilay lehilahy izay efa sitrana nitsangana niaraka taminy izy dia tsy hitany izay havaliny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa tsy hitany izay hanoherany azy ireo noho ilay lehilahy sitrana hitany nitsangana teo akaikin’izy roa lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hitany koa ralehilahy sitrana soa aman-tsara nitsangana teo anilan’izy roa lahy, hany ka tsy nanan-kolazaina ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nijery ny lehilahy izay efa sitrana nitsangana teo aminy izy, dia tsy hitany izay havaliny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nijery ilay lehilahy izay efa sitrana nitsangana niaraka taminy izy dia tsy hitany izay havaliny.
malagasy
Ary nony nijery ny lehilahy izay efa sitrana nitsangana teo aminy izy, dia tsy hitany izay havaliny.