Acts 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasainy niala teo amin’ny Sinedriona izy roa lahy, ary niara-nisaina ry zareo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nasainy niala teo amin’ny fivoriana aloha izy roa lahy, ary izy ireo kosa niara-nihevitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nasaina niala teo amin’ny efitranon’ny Fitsarana ambony ireto voampanga fa ry zareo kosa nifampidinika
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nasainy niala teo amin'ny Synedriona izy roa lahy, dia niara-nisaina izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasainy niala teo amin’ny Sinedriona* izy roa lahy, ary niara-nisaina ry zareo
malagasy
Ary rehefa nasainy niala teo amin'ny Synedriona izy roa lahy, dia niara-nisaina izy